Madagasikara

Madagasikara

Ilay Nosy any amin'ny Faran'ny Tany

Versandkostenfrei!
Versandfertig in 1-2 Wochen
10,99 €
inkl. MwSt.
PAYBACK Punkte
5 °P sammeln!
Ity boky ity dia mitantara ireo dingana voalohany tamin'ny fanorenana ny Fiangonan'ny Nazareana. Mijoro vavolombelona momba ny fomba mazava sy malalaka ny fitarihan'Andriamanitra. Diapenina nokalian'i John sy ny reniny, mahavariana ny mamaky azy. Mampahafantatra mikasika ny antson'ny misionera amin'ny fiaraha-monina misy ankehitriny. Mijoro vavolombelona ny amin'ny maha- matoky ny olon'Andriamanitra. Mamela antsika ahalala ny fandehan'ny iraka amin'izao vaninandro moderina izao. Tsy misy amin'izay mamaky ity boky ity no hiala amin'ny fitiavana sy hazavana niainan'ireo izay manambara fa manana ...